|
|
|
|

Entrée1  mitety andro
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  mamantatra ny andro tsara sy manambina mba hanaovana na hanorenan-javatra araka ny vintan' ilay olona [1.1]
Mots élémentaires  4  mitety, andro

Mis à jour le 2023/06/19